Entry (1/2) | 1 divay |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Zavapisotro vita amin' ny ranomboaloboka navela hiketriketrika; misy alkaola eo amin' ny 11-12° eo ho eo ny divay ka mahamamo sy manimba raha sotroina betsaka; mety hahasalama kosa izy raha sotroina amin' ny fotoanan' ny sakafo ka tsy mihoatra ny androatokon' ny litatra amin' ny sakafo mandritra ny andro [1.1] |
Explanations in English |
4 wine [1.7] |
Explanations in French |
5 vin [1.8] |
Examples |
6 Omeo divay izahay! [2.285#] 7 Namboly sy niompy koa izy ka sady nanao divay sy toaka no namboatra fromazy. [2.113#] |
Vocabulary |
8 Economy: food |
Article |
9 Randzavola: divay ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 10 divay |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Karazan-kazo salasala [1.1] |
Explanations in French |
13 Ketmie oseille [1.1] 14 (du français « du vin »). 15 Hibiscus sabdariffa L. (Malvaceae). [Sakalava] 16 Vitis microdiptera Baker (Vitaceae) (voir famakientana). [Betsimisaraka] [1.196] 17 [Bezanozano] 18 [Tanala] |
Vocabulary |
19 Botany |
Scientific name |
|
Anagrams | 21 adivi, diavi, divai, divay, vidia |
Updated on 2024/05/18 |