|
|
|
|

Entry (1/3)1  doany
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Toerana misy ny fasa-mpanjaka sakalava izay ivavahana angataham-pitahiana [1.1]
4  toerana fijoroana (fivavahana) [Sihanaka] [1.78]
Explanations in French  5  résidence royale, capitale ; désigne aussi la mer. [Tankarana] [1.19]
Vocabulary  6  Religions, Beliefs
Illustrations 

Entry (2/3)9  doany
Part of speech  10  noun
Explanations in Malagasy  11  [frantsay douane] Vola aloa ho fadintseranana
12  Sampan-draharaham-panjakana maka ny fadin-tseranana [1.1]
Synonyms  13  ladoany

Entry (3/3)14  doany
Root  15  doana
Part of speech  16  imperative of passive verb doanana [Full list]

Anagrams  17  adino, anôdy, aodin, daino, doany, donai, donay, donia, idona, indao, nadio, naodi, niado, nodia, odian, odina

Updated on 2020/07/31