Entry | dobaka | |
Part of speech | adjective | |
Explanations in Malagasy | Misafoaka noho ny hatezerana fa tsy mahatsindry fo Ngeza sy vaventy ary makadiry [1.1] | |
Entry | dobaka | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | [Bara, Taisaka] Paraky [1.78] | |
Anagrams | bodaka, dabòka, dobaka, kaboda |
Updated on 2020/07/31 |