Entry | 1 dobohana |
Root | 2 doboka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Velezina mafy ka miteraka feo migoboka izany |
Explanations in French |
5 [1.3] qu'on fait retentir, résonner |
Examples |
6 Nodobohany totohondry ny lamosiko [1.1] 7 Aza dobohanao tahaka izany ny ngorondon-kazo (Ne faites pas ainsi résonner le plancher) [1.3] |
Morphology |
|
Synonyms | 12 dobofana |
Proverbs | 13 Proverbs containing the word dobohana |
Anagrams | 14 andoboha, dobohana, hanabodo, nodaboha |
Updated on 2023/01/20 |