Entry (1/2) | 1 dodadoda |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Firehetan' ny afo misy kitay betsaka, midedadeda |
Explanations in French |
4 [1.3] comme dedadeda |
Derivatives |
|
Entry (2/2) | 8 dodadoda |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 [1.1] Mandanilany foana ny ananana, mirobaroba izay ananana, mandany tafahoatra: Dodadoda loatra iny zanakao iny |
Explanations in French |
11 [1.3#110] dépensier, libéral |
Root | 12 doda |
Derivatives |
|
Synonyms | 17 doda |
Updated on 2025/03/30 |
![]() |