|
|
|
|

Entry1  donaina
Root  2  dona
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Kapohina, velezina, asiana mafy: Nodonainan' ny zokiny izy ka nahatsiaro fanina
Explanations in French  5  [1.3] qu'on frappe, qu'on bat comme font les laveuses: Nodonainao mafy loatra ny zazakely (Vous avez frappĂ© l'enfant trop fort) ~ Aza donainao loatra ny lamba (Ne battez pas trop fort le linge)
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  adonany, anadino, andaino, andanio, Andoany, andoany, anindao, anodian, anodina, aondany, daninao, dinanao, doanany, donaina, idonana, iondana, nanadio, nanodia, naodina, nodaina, nodiana

Updated on 2020/07/31