|
|
|
|

Entry1  dongon-tany
Root  2  dongona, tany
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.1] enti-milaza ny fasana:
Ao ambany
dongon-tany,
ao anaty
vatam-paty
misy reny
tsy miteny,
hatry ny ela
no tavela

(Eliza Freda)

Updated on 2024/12/07