Entry (1/3) | 1 -dongy |
Part of speech | 2 morphological form of longy |
Examples |
3 Tsipìka aman-dongy no entiny an-tànana; [2.996#] |
Entry (2/3) | 4 dongy |
Part of speech | 5 noun |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] Fijanonana tsy mety manao zavatra ampanaovina na mandeha fa tsy faly; henahena, fitokonana: Raha mba zaza be dongy re izany! Ditra |
Explanations in French |
7 [1.3#115] bouderie, obstination |
Examples |
8 Ary raha dongy kosa no ampianao hanta, dia miverena, fa irainao ampy ihantana [2.69] |
Derivatives |
|
Entry (3/3) | 12 dongy |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in Malagasy |
14 [1.1] [Sakalava]
Anaran' ny hazo kely marani-doha ampiasaina amin' ilay filalaovana eny amin' ny fasika atao hoe kinapo |
Anagrams | 15 |
Updated on 2025/01/28 |