|
|
|
|

Entry1  doroana
Root  2  doro
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ampirehetina, tsoloana afo: Doroy ireto fako ireto [1.1]
Explanations in English  5  to be burned [1.7]
Explanations in French  6  qu'on brûle, qu'on incendie [1.8]
Examples  7  Ny mpikomy izay nomen'ny olona anarana hoe: Menalamba: dia nandroso matetika hiany ny famelezan'ny Vahoaka; tafihiny, ka alain'ny fananany, doroany ny trano, ary vonoiny ny olona; mafy ny manjo ny vahoaka. [2.59#289]
Morphology 
8  Present :
9  Past :
10  Future :
11  Imperative :

Anagrams  12  andoaro, arodano, arodona, doroana

Updated on 2023/01/20