Entry (1/3) | 1 doroka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Mamo, leon-javapisotro: Doroka isan-kariva ingahy Rabe ato atsimo Rendrika sy tsy mahatsiaro izay ataony intsony. |
Derivatives |
|
Proverbs | 8 Proverbs containing the word doroka |
Entry (2/3) | 9 doroka |
Part of speech | 10 adjective |
Explanations in Malagasy |
11 [1.78] [Tambahoaka]
matory andro |
Entry (3/3) | 12 doroka |
Part of speech | 13 noun |
Explanations in French |
14 [1.19] [Tankarana]
nom d'une espèce de gros ver. |
Vocabulary |
15 Zoology: invertebrates |
Compound words |
|
Zoonyms |
|
Anagrams | 18 dorako, doroka, radoko, rodoka |
Updated on 2020/07/31 |