Entry 1/3 |
ebo
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho
mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka : Be ebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa ebo lahy loatra [1.1]
|
Explanations in English | Boasting, showing off [1.7]
|
Explanations in French | Vanité [1.8]
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
Proverbs |
|
Entry 2/3 |
ebo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in French | [Tankarana]
Qui vit aux dépends des autres ; peu courageux ; débauché. [1.19]
|
Derivatives |
Toponyms |
|
|
Entry 3/3 |
ebo
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | [Bara]
Diso, tsy marina [1.78]
|
|