Entry | 1 edede |
Root | 2 ede |
Part of speech | 3 interjection [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Entina manakora ny olona mampiseho toetra na fihetsika tsy fanao ampahibemaso: Edede! olona tsisy varany izany marina [1.1] |
Explanations in French |
5 terme pour huer à la vue de quelque inconvenance [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 11 ede |
Updated on 2023/01/20 |