Entry | 1 efaina |
Root | 2 efa |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Vitaina: Asa tsy maintsy hefaiho anio ity 5 Tanterahina, lavorarina: Tsy maintsy efaina tsara izay atao, fa tsy atao kitoatoa ahory 6 Vidina, aloa vola: Nefaiko roapolo io 7 Onerana, averina: Tsy nanaiky aho raha tsy nefainy ny famantaranandroho nariany 8 Vonoina: Nefainy tamin' ny lefona ilay sambobelona naratra [1.1] |
Explanations in English |
9 to be accomplished [1.7] |
Explanations in French |
10 Qu'on finit, qu'on achève, qu'on tue [1.3] 11 qu'on termine [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 17 Proverbs containing the word efaina |
Anagrams | 18 efaina, iefana |
Updated on 2023/01/20 |