|
|
|
|

Entry (1/2)1  efitra
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Zavatra atao eo anelanelan' ny zavatra roa tiana ho voasaraka: Asio efitra ireo vara ao anaty iota ireo
Ireo fizarazarana amin' ny trano iray voasaraky ny rindrina: Misy efitra dimy ny tranonay (ny fizarazarana amin' ny fitoeran-javatra toy ny lalimoara...dia atao hoe efitrefitra: Misy efitrefitra firy io lalimoara io?)
Explanations in English  4  [1.7] a partition ; a border or boundary
Explanations in French  5  [1.3] Cloison, séparation, ce que l'on met entre deux comme de la paille entre des bouteilles, un papier entre deux feuillets: Manify loatra ny efitra mampisaraka ny efitsika (La cloison qui sépare nos chambres est trop mince) ~ Asivy efitra ny tavoahangy, fandrao vaky (Mettez une séparation entre les bouteilles, de peur qu'elles ne se cassent) ~ Asivy efitra ireo taratasy ireo mba tsy hitangaro (Mettez une séparation entre ces papiers pour qu'ils ne se mêlent pas)
Chambre, appartement, compartiment: Misy efitra telo ny tranoko (Il y a trois chambres ou appartements à ma maison) ~ Misy efitra dimy io lalimoara io (Il y a cinq compartiments dans cette armoire)
6  [1.8] cloison, séparation
Derivatives 
7  Active verbs :
8  Passive verbs :
9  Relative verbs :
10  Names :
11  Adjectives :
Synonyms  12  efitse
Compound words 
Proverbs  19  Proverbs containing the word efitra

Entry (2/2)20  efitra
Part of speech  21  noun
Explanations in Malagasy  22  [1.78] [Taimoro] faritra
23  [1.1] Tany foana tsy misy olona: Tana be efitra any Afrika.
24  [1.13] tany karankaina tsy misy mponina
Explanations in English  25  [1.7] a desert, a wasteland
Explanations in French  26  [1.3, 1.8, 1.13] désert
27  [1.3] pays inhabité ou peu habité: Betsaka ny tany efitra eto Madagasikara (Les pays inhabités sont nombreux à Madagascar
28  [1.8] terre inhabitée
Derivatives 
29  Active verbs :
Compound words 

Anagrams  33 

Updated on 2025/01/21