Entry | 1 efona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Fisafoahana, hatezerana ateraky ny fiheveran-tena ho ambony 4 Hasempotsemporana noho ny hasosorana, ka mila tsy ho avy miaina. [1.1] |
Explanations in French |
5 Essoufflement, respiration fréquente, forte ou difficile, fureur, emportement [1.3] |
Derivatives |
|
Synonyms | 7 efonefona |
Anagrams | 8 afeno, efona, fenao, fenoa |
Updated on 2020/07/31 |