|
|
|
|

Entry (1/2)1  eglizy
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Trano ivorian' ny kristianina katolika ka anatrehany ny fombam-pivavahana samihafa
(Mazàna mizara telo manaraka ny lavany ny atin' ny eglizy ary misy andalan' an-dry roa mifanindrana mampisaraka azy ho telo ka mahatonga azy hibikan-tsambo amin' izy kely sakana nefa lava mitsoroaka; amin' ity hevitra itỳ ny eglizy dia atao hoe koa leglizy, na trano leglizy)
Explanations in English  4  [1.7] a church building

Entry (2/2)5  Eglizy
Part of speech  6  name (anthroponym)
Explanations in Malagasy  7  [1.1] Fitambaran' ny kristianina iray filoha sy iray foto-pampianarana
Explanations in English  8  [1.7] the Catholic church
Explanations in French  9  [1.8] l'Eglise Catholique
Examples  10  misy tokoa boky sasantsasany raran'ny eglizy tsy hovakin'ny zanany; [2.313#]

Updated on 2024/12/07