|
|
|
|

Entry1  eisy
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Ampiasaina araka ny toe-javatra mitranga:
-- na fandavana izany: Eisy! tsy azo ekena izany fangatahanao izany
-- na famporishana hanarina tsy ho kivin' izay efa nitranga: Eisy! aza atao mahakivy izany

Updated on 2024/12/10