Entry | 1 ejipsianina |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena monina any amin' ny tanin' i Ejipta: Anisan' ny firenenana malaza hatramin' ny fahagolan-tany ny Ejipsianina Momba an' i Ejipta na an' i Ejipta na avy any Ejipta: Resin' ny tafika israelianina tao anatin' ny henemana monja ny tafika ejipsianina tamin' ny ady voalohany nifanaovan' ny roa tonta |
Explanations in English |
4 [3.1] egyptian |
Explanations in French |
5 [3.1] égyptien, égyptienne |
Vocabulary |
6 Geography: countries, people |
Analogs | 7 ejipta |
Updated on 2020/07/31 |