Entry (1/2) | 1 ekoatera |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Tsipika iray heverina ho manodidina ny bolan-tany eo afovoany ka manasaka azy tsara, mitovy elanelana amin' ny tendrony atsimo sy avaratra [1.1] |
Explanations in English |
4 equator: see fehibe [3.1] |
Explanations in French |
5 équateur: voir fehibe [3.1] |
Vocabulary |
6 Geography: (in general) |
Synonyms | 7 fehibe |
Entry (2/2) | 8 Ekoatera |
Part of speech | 9 name (toponym) [Full list] |
Explanations in English |
10 Ecuador [3.1] |
Explanations in French |
11 Équateur [3.1] |
Vocabulary |
12 Geography: countries, people |
Analogs | 13 ekoatorianina |
Anagrams | 14 ekoatera, Ekoatera |
Updated on 2020/07/31 |