|
|
|
|

Entry1  elektrisite
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  Anarana nomena ny hery anankiray izay tsy fantatra ny momba azy afa-tsy amin' ny asany sy ny toetrany sasantsasany, toy ny fisintonany zavatra, fiterahany hazavana na hafanana, na fanovana zavatra ara-pomba simika; noho ny fahatsapana ny fitovian' ny hery aman-toetoetran' ny elektrisite amin' ny an' ny varatra dia nomena anarana hoe herimbaratra koa izy [1.1]
Explanations in English  4  electricity [1.7]
Explanations in French  5  électricité [1.8]

Updated on 2020/07/31