|
|
|
|

Entry1  elezina
Root  2  ely
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  Ahahaka, aparitaka amin' ny toerana manodidina: Elezin' ny rivotra ny vovoka
5  Aparitaka, atao manerana ny toerana iray: Elezo amin' itỳ tsihy itỳ ny vary [1.1]
Morphology 
6  Present :
7  Past :
8  Future :
9  Imperative :

Anagrams  10  elezina, ielezan, nieleza

Updated on 2023/01/20