Entry | empo | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fitsonihana, fiovan' ny vongan-javatra ho ranony noho ny fitanehana na fampitaninana andro na afo azy: Tsy mora empo itỳ savoka itỳ izany [1.1] | |||||||||||||||
Tsonika [1.13] | ||||||||||||||||
Explanations in French | Fusion [1.13] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |