|
|
|
|

Entry1  endahana
Root  2  endaka
Part of speech  3  passive verb
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Alana hoditra: Efa nendahana ve ilay omby?
Esorina ny akanjo eny aminy: Nendahan' ny mpangalatra izy
Explanations in English  5  [1.7] to be flayed, to be peeled off ; to have one's clothing removed by force
Explanations in French  6  [1.8] qui on écorche, qu'on dépouille
Examples  7  Ny amidy eny an-tsena hosora-menaka, dia ampihaingoina ny vehivavy, nefa rehefa lafo dia endahana ny haingony [1.437]
8  manaraka izany, dia endahana ny hoditr' ilay omby ka arakotra azy roa, fa tonga biby, hono, izy amin' izay, ka afaka amin' ny fadim-panambadiana. [2.436]
Morphology 
9  Present :
10  Past :
11  Future :
12  Imperative :
Proverbs  13  Proverbs containing the word endahana

Anagrams  14 

Updated on 2025/01/21