Entry | 1 endahina |
Root | 2 endaka |
Part of speech | 3 passive verb |
Examples |
4 nendahiny daholo ny hoditra rehetra, tsy nisy [1.508] 5 nendahin' ireo mpiambina ny manda ny lambako [2.996#26.5.7] 6 endahina ny hodiny anaovana kiraro, pôketra na fehinkibo [2.117#121] 7 Io dia saron-daba vifotsy nendahina ary nolavadavahana tamin' ny fantsika ka manjary marokoroko ny lafiny iray [2.472#21] |
Morphology |
|
Anagrams | 11 endahany, endahina, iendahan, niendaha |
Updated on 2025/01/05 |