|
|
|
|

Entry1  entim-pahazarana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] tsy mandeha ara-tsitrapo fa manaraka ny efa mahazatra fotsiny, tsy ny saina na ny sitrapo no mitondra fa ny fahazarana fotsiny
Examples  4  [2.470] Mpamboly sy mpiompy araka ny nentim-pahazarana sy fahazatana Ratovo vadiny, ka tsy hitena akanjon' ambanivohitra, na hiaingitraingitra na oviana na oviana.
Elementary words  5  entina, fahazarana

Updated on 2024/12/07