|
|
|
|

Entry1  eoropeanina
Part of speech  2  noun or adjective
Explanations in Malagasy  3  Ny fitambaran' ny firenena 33 eo ho eo monina any amin' ny tanin' i Eoropa, izay anisan' ny fizaran-tany lehibe dimy eto amin' izao tontolo izao
4  Mikasika an' i Eoropa, an' i Eoropa na avy any Eoropa: Maro karazana ny teny eoropeanina [1.1]
Vocabulary  5  Geography: countries, people
Analogs  6  eoropa

Updated on 2020/07/31