|
|
|
|

Entry1  erikatra
Part of speech  2  adverb [Full list]
Explanations in Malagasy  3  Manondro toerana somary lavidavitra ka manondro matimafy kokoa noho ny erỳ ary fampiasa indrindra amin' ny valin-teny: Aiza ianareo no mipetraka? Erikatra (sady tondroina ilay toerana) [1.1]

Anagrams  4  erikatra, katirera, raiketra

Updated on 2020/07/31