|
|
|
|

Entry1  erina
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Fitadiavana hahazo bebe kokoa noho izay efa azo: fanaovana izay hahazoana bebe kokoa noho ny anjaran' ny tena; tsy fahafahampo amin' izay efa azo sy nomen' ny olona.
Explanations in French  4  [1.3] action de se montrer mécontent, de murmurer en recevant quelque chose, de demander davantage
Derivatives 
5  Active verbs :
6  Relative verbs :
7  Names :
8  Adjectives :

Anagrams  9 

Updated on 2025/01/21