Entry | 1 erokatra |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 Manondro mafimafy kokoa noho ny eroa, na dia mitovy tsara aza ny hevitra lazainy avy: Erokatra no toa mangatsiatsiaka fa andeha eny no hipetraka [1.1] |
Other spellings | 4 eroana |
Anagrams | 5 erokatra, toreraka |
Updated on 2020/07/31 |