|
|
|
|

Entry1  eseka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] [fr. échec] Kilalaon-tsaina misy efitrefitra 64 ka ny 32 (16 avy ny an-daniny sy ny an-kilany) no andaharana vato 6 karazana, ny roa voalohany amin' ireo dia ny mpanjakalahy sy ny mpanjakavavy. Samy manana ny fandehany avy ireo vato ireo ka mifampihinana; rahefa ny mpanjakalahy no lany dia izay no faharesena
Explanations in English  4  [3.1] chess
5  [3.1] échec
Vocabulary  6  Game

Anagrams  7  akese, eseka

Updated on 2025/01/21