|
|
|
|

Entry (1/2)1  esikesika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Famindra miadana tsy manano sarotra noho ny hatavezana sy ny hasemporana vokatr' izany.
Derivatives 
4  Active verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :

Entry (2/2)7  esikesika
Part of speech  8  adjective
Explanations in Malagasy  9  [1.1] [Betsileo] Enti-milaza omby sady be vatana no matavy

Updated on 2020/07/31