Entry | 1 esorina |
Root | 2 esotra |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Alana amin' ny toerana misy azy: Esory itỳ vatankazo itỳ fa manakan-dalana 5 Ahana, alana: Roanjato no nesoriny tamin' ny karamako 6 Roahina, alana amin' ny raharaha: Nesorin' ny fanjakana ilay ben' ny tanana tatsy ananona fa nanodinkodina volam-bahoaka [1.1] |
Explanations in English |
7 to be removed [1.7] |
Explanations in French |
8 qu'on enlève, qu'on ôte [1.8] |
Morphology |
|
Compound words |
|
Proverbs | 14 Proverbs containing the word esorina |
Anagrams | 15 anesory, esorina, iesoran, niesora, Renisoa, resinao |
Updated on 2023/01/20 |