Entry | 1 espaniola |
Part of speech | 2 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Espaina: Olona mafana ra ny Espaniola Mikasika an' i Espaina, an' i Espaina na avy any Espaina: Manara-ba mailamailaka izay ny dihy espaniola |
Vocabulary |
4 Geography: countries, people |
Analogs | 5 espaina |
Updated on 2020/07/31 |