Entry | 1 etoana |
Root | 2 eto |
Part of speech | 3 adverb [Full list] |
Explanations in Malagasy |
4 Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana: Vory etoana isika mianakavy [1.1] |
Anagrams | 5 antaoe, etoana |
Updated on 2020/07/31 |