Entry (1/3) | 1 etona |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 setroka 4 Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78] |
Explanations in English |
5 vapor, smoke, steam [1.7] |
Explanations in French |
6 fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5] 7 chaleur suffocante, étouffée 8 odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3] 9 gaz [1.5] |
Examples |
10 Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472] 11 Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Analogs | 18 fofon-drano |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 27 etona |
Part of speech | 28 noun |
Explanations in French |
29 (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196] |
Vocabulary |
30 Botany |
Entry (3/3) | 31 etoña |
Part of speech | 32 noun |
Explanations in Malagasy |
33 lalana, lalan-kely [Tambahoaka]
[1.78] |
Synonyms | 34 hetoña |
Anagrams | 35 aneto, etoña, etona, natoe, oteña, tenao |
Updated on 2023/08/21 |