Entry (1/3) | 1 etona |
Part of speech | 2 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
8 setroka 9 Gaza avy amin' ny rano ampangotrahina, izay vao mitehika amin' ny zavatra mangatsiaka, toy ny takotra, dia miverina ho rano indray [1.1, 1.78] |
Explanations in English |
10 vapor, smoke, steam [1.7] |
Explanations in French |
11 fumée, vapeur [1.3, 1.8, 1.5] 12 chaleur suffocante, étouffée 13 odeur forte, parfum qui se répand au loin [1.3] 14 gaz [1.5] |
Examples |
15 Tamin' izany fotoana izany, kitay hazo no nitanehan-drano nahazoana etona hampandehanana ny milina. [2.472] 16 Tsentsina ny orona, isaky ny fofonaina mivoaka sy miditra, sahala amin' ny mampakatra etona manempotra any an-kandrina sy any amin' ny atidoha any. [2.4] |
Morphology |
|
Analogs | 18 fofon-drano |
Compound words |
|
Entry (2/3) | 22 etona |
Part of speech | 23 noun |
Vocabulary |
24 Botany |
Explanations in French |
25 (vapeurs, exhalaisons et, par extension, odeurs fortes, parfums capables de se répandre au loin). Nom des plantes qui dégagent une odeur très forte. [1.196] |
Entry (3/3) | 26 etoña |
Part of speech | 27 noun |
Explanations in Malagasy |
28 lalana, lalan-kely [Tambahoaka]
[1.78] |
Synonyms | 29 hetoña |
Anagrams | 30 aneto, etona, etoña, oteña, tenao, aneto, etona, etoña, oteña, tenao |
Updated on 2023/08/21 |