Entry (1/3) | 1 etsaka |
Part of speech | 2 adjective |
Explanations in Malagasy |
3 lena tanteraka amin' ny rano na ranonorana, vonto 4 boboka, ampoka [1.1] |
Explanations in French |
5 imbibé, saturé d'eau [1.3] |
Examples |
6 etsaky ny orana ny tambohonay vao natsangana ka nirodana [1.1] 7 etsaky ny ranonorana ny ampiantany ka nietsaka (Le mur en terre a été imbibé de pluie et s’est éboulé) [1.3] |
Entry (2/3) | 8 etsaka |
Part of speech | 9 adjective |
Explanations in Malagasy |
10 tofoka [Bara]
[1.78] 11 afa-po tanteraka: Etsaka ny faniriako 12 boboka, ampoka [1.1] |
Explanations in English |
13 sufficient, enough. Used primarily of that which quenches thirst, and then of anything which is sufficient or enough [1.2] |
Explanations in French |
14 satisfait, comblé [1.3] |
Examples |
15 etsaka hatramin ’ ny volondohako aho (Je suis imbibé jusqu’aux cheveux de ma tête = Je suis très satisfait [1.3] 16 etsaka ny faniriako (Mes voeux sont comblés [1.3] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 18 etsaka |
Part of speech | 19 noun |
Derivatives |
|
Explanations in Malagasy |
21 Famelezana tsy mihambahamba sady an-kisesy, famonoana sesilany [1.1] |
Explanations in French |
22 coups, action de battre [1.3] |
Synonyms | 23 etsaketsaka |
Anagrams | 24 akatse, aketsa, atseka, etsaka, Tesaka, tesaka |
Updated on 2020/07/31 |