|
|
|
|

Entry1  etsetra
Part of speech  2  pronoun [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [latina et caetera] Sy ny sisa, teny enti-milaza fa mbola misy teny na zavatra iray tarika amin' ireo voateny mbola tsy voalaza ka hafohezina amin' ny hoe ets no fanoratra azy: Betsaka ny karazam-balala: ny adrisa, ny valalanamboa, ny dongara, ny tsingarangadona, ets... Ankehitriny dia ny sy ny sisa (sns) no asolo ny etsetra [1.1]
Explanations in English  4  and so forth [1.7]
Explanations in French  5  corruption de et caetera [1.3#132]
6  et cetera [1.8]
Other spellings  7  ets
Synonyms  8  sy ny sisa, sns
Tables and plates  9  All the pronouns

Updated on 2022/11/05