Entry (1/3) | 1 eva |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 avona [Bara]
[1.78] 4 basivava, mpisekoseko, mpirehareha [Taimoro] [1.78] |
Entry (2/3) | 5 eva |
Part of speech | 6 noun |
Explanations in Malagasy |
7 famantarana ifanarahana [1.13] |
Explanations in French |
8 symbole [1.13] |
Compound words |
|
Entry (3/3) | 10 Eva |
Part of speech | 11 name (biblical) |
Vocabulary |
12 Holy Scriptures |
Explanations in Malagasy |
13 vehivavy vadin' i Adama, dia ilay lehilahy voalohany teto ambonin-ny tany araka ny lovantsofin-ny firenena tranainy tany Azia [1.10] 14 Randzavola: Eva amin' ny Baiboly [1.38] |
Explanations in English |
15 Eve [2.996] |
Explanations in French |
16 Ève [2.996] |
Biblical quotes | 17 Chapters and verses mentioning Eva |
Tables and plates |
18 Full list |
Anagrams | 19 ave, eva |
Updated on 2023/10/21 |