|
|
|
|

Entry1  evanevana
Part of speech  2  noun
Derivatives 
3  Active verbs :
4  Passive verbs :
5  Relative verbs :
6  Names :
7  Adjectives :
Explanations in Malagasy  8  Anelanelan' ny roa tonta tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, latsaka afovoany: Mandeha an' evanevany izy. [1.1]
9  tsy an'ny atsy tsy an'ny aroa, latsaka afovoany [1.13]
Explanations in French  10  neutre [1.3, 1.13]
11  intermédiaire, sans toucher ou appartenir à l’un ou à l’autre [1.3.fr#132]
Examples  12  Mandeha an’ evanevana ou mandeha evanevana izy (Il va entre les deux, il n'est ni pour l’un ni pour l’autre) [1.3#132]

Updated on 2020/07/31