|
|
|
|

Entry1  eveka
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] (Fiv. kat.) Dimbin' ny apostoly, nandray ny sakaramentan' ny Fandaharana feno, ka manome ny sakramentan' ny Fankaherezana ary manamasina Pretra. Voatendrin' ny Papa hitondra faritany iray lehibe atao hoe diosezy ny eveka
Explanations in English  4  [1.7] a bishop
Explanations in French  5  [1.8] évêque

Anagrams  6  aveke, eveka

Updated on 2025/01/21