Entry | evohana (evoka) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Enti-milaza ny olona marary asaina manao evoka: Evohy ireo zazakely voan' ny bonibony ireo [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be given a steam bath or inhalation [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on fait prendre un bain de vapeur [1.8] | ||||||||
Vocabulary | Health | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Anagrams | evohana, hena vao, voahena, voaneha |
Updated on 2023/01/20 |