|
|
|
|

Entry1  fadibare
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.78] [Betsimisaraka] fomba fanao raha vokatra ny vary dia tsy maintsy omena aloha ny Zanahary sy Razana izay vao azon'ny olona hohanina; santabary
Vocabulary  4  Religions, Beliefs

Updated on 2024/12/07