|
|
|
|

Entry1  fafy katrana
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny voam-bary afafy amin' izao fa tsy mba nalona mialoha; fomba famafazana vary atao matevina, izany hoe betsaka no indray atsipy, satria noho izy tsy vaky vazana dia mety tsy hitsimoka daholo
4  [1.13] fomba famafazana voa tsy nampitsiriana mialoha
fafy gaboraraka
5  [1.13] méthode d'ensemencement de graine sans germination préalable
dilapidation
Explanations in English  6  [1.2] sowing dry or unmoistened rice, in opposition to the usual mode of first soaking it until germination [vaky vazana] has commenced.
Explanations in French  7  [1.3] riz qu’on sème sans le faire germer préalablement dans l’eau
Elementary words  8  fafy, katrana
Compound words 

Updated on 2024/12/07