|
|
|
|

Entry1  fahafiry
Root  2  firy
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-manontany laharana: Fahafiry ny fiarakodia nentinao tamin' ilay hazakazak' aotomobilina farany teo?
Enti-milaza fahakelezana na fahatsinontsinona miolotra na mitaha amin' ny...: Tsy fahafirin' ny olo-mahay eto amin' ny Nosy ianao fa aza mieboebo toy izao
Examples  5  fahafiry izy? (What number is it?) [1.2]

Updated on 2024/12/11