Explanations in Malagasy | Zavatra hay, fantatra: Olona be fahaizana, hono, iny tovolahy iny Fahalalana voafototra ary ara-tsaina mikasika zavatra iray: Ny fahaizana momba ny marika Fahafahana manao zavatra: Ny fahaizana mamaky teny sy manoratra Hakingana: Nampiseho fahaizana lehibe izy tamin' izany raharaha izany Fitambaran' ny fahalalana takatry ny sain' ny olombelona mikasika ny zavaboary, ny lalàna mifehy ny zavaboary, sns., izay hitan' ny olo-mahay ombieny ombieny, ka mahatonga ny fiainan' ny taranak' olombelona handroso hatrany: Na manao ahoana na manao ahoana, tsy hahafoana an' Andriamanitra akory ny fahaizana satria ny zavatra nataon' Andriamanitra ihany no dinihiny sy fakafakainy. [1.1]
|
Morphology |
Simple : |
fahaizana,
fahaizako,
fahaizanao,
fahaizany,
fahaizantsika,
fahaizanay,
fahaizanareo,
fahaizan',
fahaizan-,
fahaizam-,
fahaiza- |
Prefixed : |
-pahaizana,
-pahaizako,
-pahaizanao,
-pahaizany,
-pahaizantsika,
-pahaizanay,
-pahaizanareo,
-pahaizan',
-pahaizan-,
-pahaizam-,
-pahaiza- |
|