Entry | 1 fahamaizinana |
Root | 2 maizina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in English |
4 darkness [1.7] |
Explanations in French |
5 l'obscurité [1.3] 6 obscurité, ténèbres [1.8] |
Examples |
7 Maty daholo ny afo tamin'ny tanety, ary mainka avo sasaka ny fahamaizinana [2.324] 8 Tsy tonga tao an-tsainy akory ny hiampanga ahy, na hieritreritra ny fahamaizinana niseho tampoka, fa dia i Doda no diso. [2.4#] |
Synonyms | 9 hamaizinana |
Compound words |
|
Updated on 2023/01/20 |