|
|
|
|

Entry1  fahamboniana
Root  2  ambony
Part of speech  3  noun
Explanations in English  4  [1.7] greatness, superiority
Explanations in French  5  [1.8] grandeur, supériorité
Examples  6  anarana nitondra fiderana sy voninahitra ary milaza tombon-toetra sy fahamboniana kosa. [2.588#]
7  Ny fahoriana akory tsy hoe ambany ianao satria tsy manana fahefana fa famotehana ilay fahamboniana tena maha olombelona anao. [1.369#]

Updated on 2024/12/11