Entry (1/2) | 1 fahandro |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Fomba entina mahandro: Hainao ve ny fahandro sokatra? Zavatra andrahoina: Aza dia manao be fahandro fa mandalo fotoan-tsarotra isika izao |
Root | 4 handro |
Proverbs | 5 Proverbs containing the word fahandro |
Entry (2/2) | 6 fahandro |
Part of speech | 7 adjective |
Explanations in Malagasy |
8 [1.1] Azo handroina na andrahoina: Asa na fahandro io biby io na tsia |
Root | 9 handro |
Anagrams | 10 fahandro, fandraho, hafandro, hafondra |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |