|
|
|
|

Entry1  faharisihana
Root  2  risika
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Fahazotoana hanao zavatra, hafinaretana handray anjara amin' ny zavatra iray
5  [2.472#]
Examples  6  Tsy nanana faharisihana velively izy. [2.472#]
7  Eto koa ny fianakaviana dia ohatra ny nahazo fivelomana nefa very faharisihana. [1.369#]
Synonyms  8  harisihana

Updated on 2024/12/11